Sabotsy II Paka
Tahaka ny fiaraha-monina rehetra ihany moa ny Fiangonana, ny fitomboan’ny isa mampitombo koa ny fahasamihafana, mampitombo ny mety ho fiovan’ny fomba amam-panao, izay manaraka ny fahazaran’ny maro an’isa mazana. Mampalaheo sady mahamenatra anefa raha misy atao zanak’ikalahafa. Dia izany no…