Zoma II Paka
Ny finoana dia ny fanekena an’Andriamanitra sy fiekena ny fandaharany mahavonjy (Asa 2, 23), izay tsy ho voasakan’izay hiseho ho mpiady Aminy (Asa 5, 38) na izay manenjika ny marina noho ny tsy fahalalana (Asa 3, 17). I Gamaliely, izay…