Talata II Paka
Ny Vakiteny voalohany moa dia ny famintinana faharoa mikasika ny fiainan’ny Kristianina (Asa 2, 42-47 ny voalohany, dia Asa 5, 11-16 ny fahatelo). Niray fo sy fanahy avokoa ny mpino rehetra. Ny finoana no mampiombona, hoy Md Fulgence de Ruspe,…