Alatsinainy II Paka
Ambaran’i Lioka fa taorian’ny nisamboran’ny Jody (Loholona sy ny Zokiolona) an’i Piera sy Joany ka nandefasana azy ireo indray rehefa nobedesina sy norahonana dia nivavaka ny mpianatra, mahatsiaro fa nahary ny zavatra rehetra Andriamanitra (Sal 146, 6) ary mahatanteraka ny…