Alahadin’ny famindram-pon’Andriamanitra.
Alahady faharoa fankalazana ny Paka (in albis),
Alahadin’ny famindram-pon’Andriamanitra.
Manohy ny fiainana sy ny fivoasana ny momba ny sakramenta ny Eglizy mandritra ny vanimpotoana fankalazana ny Paka, antsoina koa hoe : temps mystagogique (vanimpotoana fivoasana ny mistery). Ny alahady manaraka ny andron’ny Paka dia nantsoina hoe Alahady “in albis”,…