Talata anatin’ny havaloana fankalazana ny Paka
“I Jesoa nofantsihana tamin’ny hazofijaliana iny no nataon’Andriamanitra ho Tompo sy Kristy”. Amin’ny andininy manelanelana ny vakiteny omaly sy androany (and 34) dia mitanisa ny Salamo 109 i Md Lioka, ampahatsiarovany antsika fa “ny Tompo nilaza tamin’ny Tompony mba hipetraka…