Talata Masina
Vakiana amin’ny fetin’ny nahaterahan’i Md Joany Batista (24 jona) ity vakiteny I manambara ny Mpanompon’YHWH ity. Amin’ny tononkalo voalohany (omaly) dia Izy Tompo no maneho ny Mpanompony, anio kosa indray, ilay voafidin’ny Tompo no maneho ny tenany amintsika: mihainoa ahy…