Fankalazana ny fidiran’ny Tompo tao Jerosalema
Isan-taona isika dia mankalaza ny Sampankazo, na ny marimarina kokoa mamerina ny fihobiana an’i Jesoa niakatra tao Jerosalema toy ny nataon’ireo mponin’i Jerosalema, henemana mialoha ny Paka (Mt 21,1-11 Taona A/ Mk 11, 1-10 na Jn 12,12-16 Taona B/ Lk…