Sabotsy V Karemy
“Ny lehiben’ny Mpisorona sy ny Farisiana tamin’izay dia efa nandidy fa izay mahita ny itoeran’i Jesoa dia tsy maintsy milaza, mba hisamborany Azy” (and. 57). Toy izany no fiafaran’ny toko faha-11 amin’ny Evanjely nosoratan’i Md Joany. Tsy matahotra ny hajambàna…