Alarobia V Karemy
Ny tantaran’ireo telolahy ao amin’ny Bokin’i Daniely (דָּנִיֵּאל Daniye’l, Andriamanitra no mpitsara) dia manambara ny fanirian’ny olombelona mba havotan’Andriamanitra manoloana ny fitsarana tsy marina, satria Izy no hany Mpitsara (Dan). Ny anaran’ireo telo lahy Anania (חֲנַנְיָה Hananyah, Andriamanitra mpamindra fo),…