Alatsinainy V Karemy
Ambaran’ny Vakiteny anio ny tantaran’i Sozana (Taonjano I A.C.), izay nentin’ny Farisiana hanehoana ny endrik’ilay Israely tsy nivadika amin’Andriamanitra ka tsy nanaiky ny fanangolen’ny antidahy roa lahy, na sanatria koa hanaraka ny fanangolen’ny harena tahaka ny Sadôseana. Ny fanafahan’i Daniely…