Alakamisy IV Karemy
Ambaran’ny vakiteny voalohany fa tezitra tamin’ny vahoakany Andriamanitra ary nolazaina fa tsy Izy fa i Moizy no nitondra azy ireo niakatra avy tany Ejipta. Nampanantena an’i Moizy ho tonga vahoaka lehibe anefa Izy, tahaka ny nataony tamin’i Abrahama (Jen 12,2)…