Sabotsy III Karemy
“Tiavo ny Tompo Andriamanitrao amin’ny sainao manontolo”, hoy i Jesoa (Evanjely omaly Mk 12, 28b-34). I Osea Mpaminany dia efa niantsoantso izany koa: “Mahalalà isika, mikeleza aina hahalala ny Tompo, fa ny fahalalana an’Andriamanitra mihoatra noho ny sorona dorana”. Tsara…