Zoma I Karemy
Ny toko fahavalo ambin’ny folon’ny Bokin’i Ezekiela (Dieu le rend fort, Andriamanitra no manome hery azy) Mpaminany dia fimenomenomana satria “ny ray no mihinana voaloboka marikivy ka ny zanany no madilo nify”. Ny hafa sy ny olona teo aloha no…