Alakamisy I Karemy
Mitohy ny fampianaran’ny Fiangonana momba ny fitokisantsika amin’Andriamanitra. Tsy vitan’ny hoe tsy hahazo famantarana afa-tsy ny misterin’ny Paka isika, fa koa ampianarin’ny Evanjely mba hiha-matotra amin’ny fifandraisana amin’Andriamanitra, ka hampifanaraka ny fiainantsika amin’izany. Aorian’ny Fampianarana mivavaka (Mt 6, 9-15, jereo…