Alarobia I Karemy
Mangataka famantarana ity taranaka ratsy sy mpijangajanga ity (Mt 12, 39). Atao inona moa famantarana? Inona no mahatonga an’i Jesoa hilaza izany teny mahery izany? Ny famantaran’i Jonasa no lazain’i Jesoa fa hany famantarana omen’Andriamanitra hanambarany ny fisiany sy ny…