Alatsinainy I Karemy
“Aoka ho masina ianareo satria Masina aho, YHWH Andriamanitrareo”. Ny hoe masina moa dia heverintsika fa izay tsara fitondran-tena sy tsy misy kianina eo imason’ny olombelona. Ny hoe קָדוֹשׁ (kadosh) dia ilazana ny zavatra voatokana ho an’Andriamanitra, ka tsy ampiasaina…