Zoma manaraka ny lavenona
Omaly dia nasaina hisafidy isika na hanaraka ny lalan’ny fiainana na hisafidy ny lalan’ny ozona sy ny fahafatesana. Safidy malalaka izany fa tsy mora kosa ny mitozo amin’ny lalana nosafidiana. Anisan’ny fitaovana atoron’ny Soratra Masina antsika mba hahafahana mizotra ny…