Alarobia faha-enina mandavantaona
Niverina tany amin’ny tanin’ny Mpanjono (Betsaida) indray i Jesoa sy ny Mpianany. Araka an’i Lioka (Lk 9, 10) dia tao no nizaran’i Jesoa ny Mofo ho an’ny olona dimy arivo, ho an’i Marka kosa, tany no nanirahan’i Jesoa ny…