Talata faha-enina mandavan-taona
Nanadino nitondra mofo ny Mpianatra ary tsy nisy afa-tsy Mofo iray monja teo an-tsambokely. Tsy nisy afa-tsy Jesoa irery sisa no teo (Mk 9,8). Dia nampitandrina azy ireo i Jesoa mba tsy ho azon’ny lalivain’ny Farisiana sy Herôda izy ireo….