Alarobia faha-dimy mandavan-taona
Tsy ny fitandremana ny lalàna aty ivelany no hitsarana ny mampadio na tsia ny zavatra izay fa noho izy manampy ny olona hivoatra na tsia. Tsy misy sakafo maloto ka tokony hofadiana raha tsy mifanohitra amin’ny fahasalaman’ny olona. Nanahirana ny…