Sabotsy faha-efatra mandavan-taona
Niverina ny Apôstôly ka nitantara taminy ny zavatra rehetra nataony sy nampianariny. Amin’ny maha-iraka dia tsy ny hahafaly ny tena no himasoana fa ny hanao araka ny baiko azo. Mampalahelo rehefa manoloana ny lehibem-pikambanana fotsiny ihany na manoloana ny pretra…