Alarobia fahatelo tsotra mandavan-taona
Ao amin’ny Evanjelin’i Md Marka dia ny moron-dranomasina no ampianaran’i Jesoa ny vahoaka ary ny tendrombohitra kosa hiakarany mba hivavaka sy hisafidy ny Apôstôly. Ny vahoaka manara-morona fa Izy kosa ao anaty sambokely iray ka mampianatra azy ireo zavatra maro…