Alahady faharoa mandavan-taona (TAONA A)
I Kristy no Zanak’Andriamanitra velona Manohy ny famakivakiana ny andavanandrom-piainana isika ka amin’ny fankalazana ny Paka isan-kerinandro (izay no hevitry ny alahady), amin’ny handinihana manokana ny halehibeazan’ny Famindram-pon’Andriamanitra izay miantso antsika amin’ny fibebahana lalandava. Miombom-po sy fahany amin’ny Eglizy any…