7 janoary
Ny Evanjely (Jo 2,1-12) dia manampy antsika hahalala ny asan’Andriamanitra manoloana ny fon’ny olona efa trotraky ny sento, ka tsy mahita hafaliana amin’ny fiombonam-piainana amin’ilay Andriamanitra tompoiny, satria lany ny divay, tsy noho ny fandaozan’Andriamanitra loatra angamba, fa noho ny…