3 janoary : Ny Anarana Masin’i Jesoa
(Lamesa Sorona andavanandro p. 2007) « Amin’ny anaran’i Jesoa dia aoka hilefitra ny lohalika rehetra any an-danitra, ety an-tany sy any ambany; ary aoka hiaiky ny lela rehetra fa i Jesoa Kristy dia Tompo ho voninahitr’Andriamanitra Ray » (Fil 2,10-11). Amin’ny Litorjia,…