Alakamisy III Fiaviana
Amin’ny vakiteny I anio dia miverina in-droa ny filazana an’i YHWH ho mpanavotra na ga’al. Efa nohazavaintsika tamin’ny Zoma II (Izaia 41) ihany moa izany fa averiko kely mba hahazoantsika azy tsara. Ny hevitry ny hoe Tompo, mpanavotra (ga’al) izay…