24 desambra
Hohiraiko mandrakizay ny hatsaram-pon’ny Tompo, ambarako amin’ny firenena rehetra ny fahamarinanao. Isaorana Izy fa mamangy sy manavotra ny olona. Izany no ataony dia ny mba hanompoantsika Azy tsy amin-tahotra, amim-pahamasinana sy amim-pahamarinana. Ray o, nohavaozin’izao fanomezanao mahagaga izao izahay, ka…