22 desambra
Ny vakiteny voalohany dia mampianatra antsika fa fanomezan’Andriamanitra izay rehetra eo am-pelatanantsika, eny fa na dia ny taranaka aza, ka fahamarinana ny mahafoy azy manontolo ho an’ny Tompo. Ny tononkiran’i Anà raha tsy voadinika tsara dia toa manambara Andriamanitra mila…