Zoma III Fiaviana
Amin’ny Vakitenin’ny alakamisy fahatelo (Office des lectures : Izaia 32, 15—33,6) dia ambaran’Izaia Mpampinany fa ny fahamarinana no miteraka fiadanana ary vokatry ny rariny sy ny hitsiny ny fandriampahalemana maharitra, ary ny vahoakan’Andriamanitra honina amin’ny akanin’ny fiadanana, ao amin’ny fonenana…