Alarobia III Fiaviana
Ambarao an’i Joany izay rehetra renareo sy hitanareo. Nitory teny soa mahafaly mikasika ny fanjakan’ny Lanitra izay fanjakan’ny famindram-po i Jesoa (Lk 6,20-31) ary izany no notanterahiny amin’izay rehetra nataony indrindra tamin’ny nanasitranany an’ilay mpanompon’ny kapiteny sy nananganany ho velona…