Zoma faha-33 mandavantaona
Ankasa Fanambarana 10, 8-11/Salamo 118 Tsy ankasa 1 Makabeo 4, 36-59/1 Tantara 29, 10-12 Md Lioka 19, 45-48 Efa voasoratra fa ny tranoko dia trano fivavahana, nefa ianareo kosa manao azy ho zoin’ny mpangalatra. Izay mandray ka mivelona amin’ny Teny…