ALATSINAINY I FIAVIANA
Izaia 2,1-5 Salamo 121 Md Matio 8,5-11 “Fa avy ao Siona no hivoahan’ny lalàna, fa avy ao Jerosalema no hivoahan’ny Tenin’ny Tompo”. Rehefa sendra ny mangidy isika, rehefa teren’ny fiainana dia manao lalàna, mivoadivoady hoe “tsy hanao an’izao na izatsy…