Alakamisy faha-34 mandavantaona
Ankasa Fanambarana 18, 1-2, 21-23; 19, 1-9/Salamo 99 Tsy ankasa Daniela 6, 12-28/Daniela 3, 68-74 Md Lioka 21, 20-28 Rehefa maheno ny teny hoe Apokalipsa isika dia indraindray faharavana sy fahapotehana no masaka ao an-tsaina, satria izany no be mpilaza…