Sabotsy faha-33 mandavantaona
Ankasa Fanambarana 11, 4-12/Salamo 143 Tsy ankasa 1 Makabeo 6, 1-13/Salamo 9 Md Lioka 20, 27-40 “Ny lanitra no nahazoako ny zavatra rehetra,… ka vonona ny ho faty aho noho ny Lalàny” (Makabeo). Izany no herim-po nananan’ireo Martirin’ny Finoana izany…