Alakamisy faha-32 mandavantaona
Ankasa Filemona 7-20/Salamo 145 Tsy ankasa Fahendrena 7, 22 – 8, 1/Salamo 118 Md Lioka 17, 20-25 Oviana ny andro hiavian’ny fanjakan’ny Lanitra? Ary aiza no hiaviany? Tsy izany anefa no tian’i Jesoa iompanan’ny saintsika fa ny fomba hiaviany, na…