Zoma faha-31 mandavantaona
Ankasa Filipy 3, 17-4,1/Salamo 121 Tsy ankasa Romana 15, 14-21/Salamo 97 Md Lioka 16, 1-8 Ny toko faha-16 dia heverina fa famaliana ny fanontaniana teraka amin’ny tsoa-kevitry ny toko faha-15. Raha tsara fanahy na dia amin’ny zanany nandany ny hareny…