Sabotsy faha-29 mandavantaona
Ankasa Efezy 4, 7-16/Salamo 121 Tsy ankasa Romana 8, 1-11/Salamo 23 Md Lioka 13, 1-9 Ny fiantombohana sy ny fiafaran’ny toko faha-13 amin’ny Evanjely nosoratan’i Lioka dia resaka faty: amin’ny fiandohana dia mitantara ireo Galileanina novonoin’i Pilaty, ary any amin’ny…