Alarobia faha-28 mandavantaona
Ankasa Galata 5, 18-25/Salamo 1 Tsy ankasa Romana 2, 1-11/Salamo 61 Md Lioka 11, 42-46 Loza ho anareo, mila loza ianareo… ireo ny dikan-tenintsika. Οὐαί (ouai) moa amin’ny grika dia maneho ny alahelo amin’ny zavatra tsy mandeha araka ny tokony…