Zoma faha-26 mandavantaona
Ankasa Joba 38, 1-21; 40, 3-5/Salamo 138 Tsy ankasa Baròka 1, 15-22/Salamo 78 Md Lioka 10, 13-16 [Hitondra fiadanana no antony anirahana ny mpianatra, ka izany fiadanana izany no rariany ho an’izay trano idirany. Izay mandray izany fiadanana izany ihany…