Alahady faha-26 mandavan-taona Taona D
Amosy 6, 1.4-7 Salamo 146 1 Tim 6, 11-16 Md Lioka 16, 19-31 Ny soa atao levenam-bola “Tsy mahay manompo an’Andriamanitra sy ny harena ianareo”. Ny fampianaran’i Jesoa tamin’ny alahady heriny dia nanampy antsika handini-tena amin’ny hoe hatraiza no tokony…