Alarobia faha-18 mandavantaona
Ankasa Jeremia 31, 1-7/Jeremia 31, 10-13 Tsy ankasa Fanisana 13, 1-26; 14, 1-35 /Salamo 105 Md Matio 15, 21-28 Ravehivavy, lehibe ny finoanao, aoka ho tanteraka aminao araka izay irinao. Tsy misy soa tanteraka raha tsy sitrapon’Andriamanitra. Raha maniry hahazo…