Alakamisy faha-16 mandavantaona
Ankasa Jeremia 2, 1-13/Salamo 35 Tsy ankasa Eksaody 19, 1-20/Daniela 3, 52-56 Md Matio 13, 10-17 “Nahoana no fanoharana no hitenenanao aminy?” Ny vahoaka dia eny amoron-dranomasina no nitenenan’i Jesoa amin’ny fanoharana. Ny Mpianatra kosa, izany hoe ireo tapa-kevitra ka…