Sabotsy faha-13 mandavantaona
Ankasa Amosy 9, 11-15/Salamo 84 Tsy ankasa Jenezy 27, 1-5.15-29/Salamo 134 Md Matio 9, 14-17 “Nahoana ny mpampianatrareo no miara-mihinana amin’ny poblikana (τελώνης telones, mpangoron-ketra) sy ny mpanota?” Hatrany am-piandohana dia olana mandrakariva ho an’ny mason’ny olona ny fandraisan’ny mpanota…