Alakamisy faha-13 mandavantaona
Ankasa Amosy 7, 10-17/Salamo 18 Tsy ankasa Jenezy 22, 1-19/Salamo 114 Md Matio 9, 1-8 Dia niondrana tamin’ny sambokely indray i Jesoa. Ny Fiangonana no sambo iampitany amin’ny tanàna rehetra andalovany. Ireny no tanànany, fonenany satria eo anivon’izay mivory amin’ny…