Alarobia faha-13 mandavantaona
Ankasa Amosy 5, 14-15.21-24/Salamo 49 Tsy ankasa Jenezy 21, 5.8-20/Salamo 33 Md Matio 8, 28-34 Ny Evanjely dia mitantara ny fandroahana demony voalohany tantarain’i Matio. Ny fitonian’ny ranomasina dia mety hampihena fa tsy hanafaka tanteraka ny tahotra tsy akory, indrindra…