Alatsinainy fahadimy fankalazana ny Paka
Asa 14, 5-17/ Salamo 113B/ Md Joany 14, 21-26 Tao Ikônio, taorian’ny toritenin’i Paoly dia nizara roa ny mponina: nisy ny resy lahatra ka nanohana ny Apôstôly, nisy ny tafintohina ka niombona tamin’ny Jody. Saingy rehefa hita fa vonona ny…