Alarobia fahafito fankalazana ny Paka Asa 20, 28-38/ Salamo 67/ Md Joany 17, 11-19 Nankany Masedonia i Paoly dia avy eo tany Gresy, kanefa nikendry azy ny Jody ka niverina nankany Azia izy saingy tsy nandalo tany Efezy intsony rehefa…
Talata fahafito fankalazana ny paka
Asa 20, 17-27/Salamo 67/Md Joany 17, 1-11 Nanakorontana ny fidiram-bolan’i Demetriosa, mpanefy volafotsy ny fibebahan’ny olona sy ny toritenin’i Paoly ka nampikòmy ny Efezianina izy mba hiaro ny Dianàn’ny Efeziana (Ἄρτεμις Artemis, izay nadikan’ny Anglisy hoe Dianà, avy amin’ny fahazavana),…
Alahady fahafito fankalazana ny Paka – Taona D
Asa 7, 55-60/ Salamo 96/ Apok 22, 12-20/ Md Joany 17, 20-26 Tokony hangetaheta ny mandrakizay isika. Ao anatin’ny hasivianandro hivavahana manokana hangatahana ny Fanahy Masina isika izao, araka ny ohatra navelan’ireo Apostoly niaraka amin’i Masina Maria sy ny Vehivavy…
Sabotsy fahaenina amin’ny fankalazana ny Paka
Asa 18, 23-28/ Salamo 46/ Md Joany 16, 23-28 Ny Asan’ny Apôstôly dia mitantara ny niverenan’i Paoly tany Jerosalema sy Antiokia rehefa avy any Korinto (Akaîa) ary nandalo tao Efezy. Tao Efezy no nahatongavan’i Apôlô, izay teraka tany Aleksandria, olona…
Zoma fahaenina amin’ny fankalazana ny Paka
Asa 18, 9-18/ Salamo 46/ Md Joany 16, 20-23 Mitantara ny fitorian’i Paoly tao Korinto (faritr’i Akaîa) i Md Lioka. Azo jerena amin’ny fitantarana ny tribonaly teo anatrehan’i Galiôna governora tao tamin’izany ny fomba fijerin’ny olona ny Kristianina tamin’izany. Izao…
Ireo fanomezana Fiton’ny Fanahy Masina
Katesizy fr Njara Pascal, OSsT Ny Fanahin’ny Fahamarinana dia tsy azon’izao tontolo izao raisina satria tsy hitany ka tsy fantany (Jn 14, 17). Raha te handray ny Fanahy Masina isika dia mila mahafantatra Azy, mitombo fitiavana Azy isan’andro. Ny hanampy…
Alakamisy niakaran’i Jesoa any an-danitra
Omany ny hiverenan’i Kristy Asa 1, 1-11, Salamo 46 Efezy 1, 17-23 Matio 28, 16-20 (A)/ Marka 16, 15-20(B) Lioka 24, 46-53 (D) N.B. Ny vakiteny faharoa manokana taona D dia (Hebrio 9, 24-28; 10, 19-23),saingy tsy ao amin’ny Alahady…
Alarobia fahaenina fankalazana ny Paka
Asa 17, 15.22-18,1/ Salamo 148/ Md Joany 16, 12-15 Rahefa avy nangataka ny fialan-tsinin’ny Mpitsara tao Filipy i Paoly, noho ny nikapohana sy nampigadrana azy tsy an-drariny, amin’ny maha-rômanina azy, dia nifanao veloma tamin’ireo mpiray finoana ary nihazo an’i Anfipôly…
Talata fahaenina fankalazana ny Paka
Asa 16, 22-34/ Salamo137/ Md Joany 16, 5-11 Ny Vakiteny voalohany moa milaza ny nikapohana an’i Paoly sy Silasy ary ny nanaovana azy ireo an-tranomaizina. Ny antony dia satria nisy olona nanana andevovavy mpisikidy izay nentin’ilay tompony nifetsy ny olona…
Alatsinainy fahaenina fankalazana ny Paka
Asa 16, 11-15/ Salamo 149/ Md Joany 15, 26-16,4 Ny Asan’ny Apôstôly dia mitantara ny fibebahan’i Lidia mpivaro-jaky tao Filipy. Ny andro Sabata moa ny Jody rehefa tsy misy Sinagoga dia mivory amin’ny toerana iray, saingy tsy maintsy misy lehilahy…