Zoma anatin’ny havaloana fankalazana ny Paka
Asa 4, 1-12 Salamo 117/ Md Joany 21, 1-14 Amin’ny fahefan’iza na amin’ny anaran’iza no anaovanareo izany? Ity no lahateny fahatelo amin’ireo toriteny valo nataon’i Piera ao amin’ny Asan’ny Apôstôly. “Ny Anaran’i Jesoa Kristy izay nofantsihanareo tamin’ny hazofijaliana fa natsangan’Andriamanitra…