Alakamisy anatin’ny havaloana fankalazana ny Paka
Asa 3, 11-26/ Salamo 8/ Lioka 24, 35-48 Amin’ny anaran’i Jesoa no hahafahanan’ny Apôstôly manao soa. Andriamanitra Ray no nanome Azy ny voninahitra maha-zanaka ka hahafahan’izay rehetra mino ka miala amin’ny toetra ratsy mba ho amin’ny fiainana sy ny fahasambarana,…